Misy olona milaza fa
tsy misy ny porofo manambara ny fisian'ny Mpamorona...
Fa isika dia avy amin'ny natiora.
Raha ny natiora no namorona antsika, iza no namorona ny natiora?
Ary ny kisendrasendra hateraky ny vintana ve afaka hanome fahendrena mba hitadiavana ny marina?
Andramo anie ny mamorona paoma avy amin'ny tsy misy e... tsy misy voa, tsy misy hazavana, tsy misy rano.
Ka raha tsy vitanao! ahoana ny amin'ny saina, fo, fanahy, ary fiainana, rehetra miaraka?